plt_tn/rev/22/08.md

312 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia miteny amin'ireo mpamakiny momba ny fomba namaliany ny anjely.

niankohoka

Izany dia midika hoe miankohoka amin'ny tany sy mampiankohoka ny tena ho fankatoavana sy fanekena. Fomba manan-danja amin'ny fiderana izany, mba hanehoana fanajana sy sitrapo hanompo.