# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia miteny amin'ireo mpamakiny momba ny fomba namaliany ny anjely. # niankohoka Izany dia midika hoe miankohoka amin'ny tany sy mampiankohoka ny tena ho fankatoavana sy fanekena. Fomba manan-danja amin'ny fiderana izany, mba hanehoana fanajana sy sitrapo hanompo.