plt_tn/rev/22/01.md

620 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manohy mamaritra an'i Jerosalema vaovao tahaka ny nampisehoan'ny anjely azy.

nasehon'ilay anjely ahy

Eto ny hoe "ahy" dia maneho an'i Jaona.

onin'ny ranon'ny fiainana

"ilay ony mikoriana miaraka amin'ny onin'ny ranon'ny fiainana"

ranon'ny fiainana

Ny fiainana mandrakizay dia resahina toy ny hoe ranon'ny fiainana.

Zanak'ondry

Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy.

ny firenena

Eto ny hoe: "firenena" dia maneho ny olona izay mipetraka amin'ny firenen-drehetra. DH: "ny olon'ny firenena rehetra"