# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manohy mamaritra an'i Jerosalema vaovao tahaka ny nampisehoan'ny anjely azy. # nasehon'ilay anjely ahy Eto ny hoe "ahy" dia maneho an'i Jaona. # onin'ny ranon'ny fiainana "ilay ony mikoriana miaraka amin'ny onin'ny ranon'ny fiainana" # ranon'ny fiainana Ny fiainana mandrakizay dia resahina toy ny hoe ranon'ny fiainana. # Zanak'ondry Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. # ny firenena Eto ny hoe: "firenena" dia maneho ny olona izay mipetraka amin'ny firenen-drehetra. DH: "ny olon'ny firenena rehetra"