12 lines
579 B
Markdown
12 lines
579 B
Markdown
# ilay ampakarina, ilay vadin'ny Zanak'ondry
|
|
|
|
Ilay anjely dia miresaka an'i Jerosalema toy ny vehivavy iray izay hanambady ny mpampakatra azy, ilay Zanak'Ondry. Jerosalema dia hevitra ambadika ho an'ireo izay mpino tsy hipetraka ao.
|
|
|
|
# Zanak'ondry
|
|
|
|
Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.
|
|
|
|
# noentiny tamin'ny Fanahy aho
|
|
|
|
Ny toerana dia lasa niova ho Jaona lasa tany an-tendrombohitra any amin'izay hahitany ny tanànan'i Jerosalema. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 17:3.
|