plt_tn/rev/21/09.md

579 B

ilay ampakarina, ilay vadin'ny Zanak'ondry

Ilay anjely dia miresaka an'i Jerosalema toy ny vehivavy iray izay hanambady ny mpampakatra azy, ilay Zanak'Ondry. Jerosalema dia hevitra ambadika ho an'ireo izay mpino tsy hipetraka ao.

Zanak'ondry

Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.

noentiny tamin'ny Fanahy aho

Ny toerana dia lasa niova ho Jaona lasa tany an-tendrombohitra any amin'izay hahitany ny tanànan'i Jerosalema. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 17:3.