plt_tn/rev/17/18.md

371 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Tapitra ny filazan'ilay anjely ny momba ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia amin'i Jaona.

no

Eto ny hoe: "no" dia midika hoe "maneho."

tanàna lehibe izay mitondra

Rehefa lazaina hoe ny tanàna no mitondra, dia midika izany fa ny loholona ao amin'ilay tanàna no mitondra. DH: "tanàna lehibe izay ireo loholona no mitondra"