# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Tapitra ny filazan'ilay anjely ny momba ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia amin'i Jaona. # no Eto ny hoe: "no" dia midika hoe "maneho." # tanàna lehibe izay mitondra Rehefa lazaina hoe ny tanàna no mitondra, dia midika izany fa ny loholona ao amin'ilay tanàna no mitondra. DH: "tanàna lehibe izay ireo loholona no mitondra"