plt_tn/rev/16/12.md

596 B

nandraraka ny tao an-doviany

Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany"

Noritina izany

Afaka atao hoe: "Ary ritra ny ranony" na "ka nahatonga ny rano ho ritra"

niendrika sahona

Ny sahona dia biby kely izay mivelona eny akaikin'ny rano. Ny Jiosy dia mihevitra azy ireny ho biby maloto.

dragona

Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana an'i Satana sy ny korontana. Ny dragona ihany koa dia voatonona ho "devoly na Satana"