# nandraraka ny tao an-doviany Ny teny hoe: "lovia" dia maneho izay ao anatiny. DH: "nandraraka ny divay tao an-doviany" na "nandraraka ny fahatezeran'Andriamanitra tao an-doviany" # Noritina izany Afaka atao hoe: "Ary ritra ny ranony" na "ka nahatonga ny rano ho ritra" # niendrika sahona Ny sahona dia biby kely izay mivelona eny akaikin'ny rano. Ny Jiosy dia mihevitra azy ireny ho biby maloto. # dragona Biby lehibe, biby mandady masiaka, tahaka ny androngo. Ho an'ny vahoaka Jiosy, dia famantarana an'i Satana sy ny korontana. Ny dragona ihany koa dia voatonona ho "devoly na Satana"