plt_tn/rev/14/08.md

901 B

Nianjera, nianjera Babylona lehibe

Ilay anjely dia niresaka momba an'i Babylona potika toy ny hoe nianjera. DH: "Ilay Babylona lehibe dia simba"

Babylona lehibe

"Babylona tanàn-dehibe" na "tanàna manan-danjan'i Babylona." Izany dia mety ho famantarana ny tanànan'i Roma, izay lehibe, manan-karena, ary be fahotana.

izay nandresy lahatra

Babylona dia resahina toy ny hoe olona iray, fa tsy tanàna iray feno olona.

mba hisotro ny divain'ny fitondran-tena malotony

Izany dia mariky ny fandraisana anjara tamin'ny fitondran-tena malotony. DH: "maloto fitondran-tena tahaka azy" na "mba ho mamon'ny fahotana ara-piraisana ara-nofo toa azy"

ny fitondran-tena malotony

Babylona dia resahina toy ny hoe misy mpivaro-tena izay nahatonga ny olon-kafa hanota miaraka aminy. Mety misy dikany anankiroa izany: fijangajangana ara-bakiteny ary ihany koa fanompoana ireo andriamanitra sandoka.