# Nianjera, nianjera Babylona lehibe Ilay anjely dia niresaka momba an'i Babylona potika toy ny hoe nianjera. DH: "Ilay Babylona lehibe dia simba" # Babylona lehibe "Babylona tanàn-dehibe" na "tanàna manan-danjan'i Babylona." Izany dia mety ho famantarana ny tanànan'i Roma, izay lehibe, manan-karena, ary be fahotana. # izay nandresy lahatra Babylona dia resahina toy ny hoe olona iray, fa tsy tanàna iray feno olona. # mba hisotro ny divain'ny fitondran-tena malotony Izany dia mariky ny fandraisana anjara tamin'ny fitondran-tena malotony. DH: "maloto fitondran-tena tahaka azy" na "mba ho mamon'ny fahotana ara-piraisana ara-nofo toa azy" # ny fitondran-tena malotony Babylona dia resahina toy ny hoe misy mpivaro-tena izay nahatonga ny olon-kafa hanota miaraka aminy. Mety misy dikany anankiroa izany: fijangajangana ara-bakiteny ary ihany koa fanompoana ireo andriamanitra sandoka.