plt_tn/rev/11/06.md

666 B

hanidy ny lanitra mba tsy hilatsahan'ny orana

Jaona dia miresaka momba ny lanitra toy ny hoe misy varavarana izay afaka sokafana mba hilatsahan'ny orana ary afaka hidina mba hampijanona ny orana. DH: "hanakana ny filatsahan'ny orana avy any an-danitra"

hamely ny tany amin'ny karazana loza rehetra

Jaona dia miresaka momba ny loza toy ny hoe misy tehina izay hamelezan'ny olona iray ny tany. DH: "mba hiteraka karazam-pahoriana hamely ny tany"

lavaka tsy hita noanoa

Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany.