12 lines
666 B
Markdown
12 lines
666 B
Markdown
|
# hanidy ny lanitra mba tsy hilatsahan'ny orana
|
||
|
|
||
|
Jaona dia miresaka momba ny lanitra toy ny hoe misy varavarana izay afaka sokafana mba hilatsahan'ny orana ary afaka hidina mba hampijanona ny orana. DH: "hanakana ny filatsahan'ny orana avy any an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# hamely ny tany amin'ny karazana loza rehetra
|
||
|
|
||
|
Jaona dia miresaka momba ny loza toy ny hoe misy tehina izay hamelezan'ny olona iray ny tany. DH: "mba hiteraka karazam-pahoriana hamely ny tany"
|
||
|
|
||
|
# lavaka tsy hita noanoa
|
||
|
|
||
|
Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany.
|