plt_tn/rev/06/15.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# ireo jeneraly
Io teny io dia maneho ireo mpiady izay mibaiko amin'ny ady.
# lava-bato
lavaka lehibe eny amin'ny havoana
# ny tavan'ilay iray
Izany dia maneho an'Andriamanitra. Tsy tian'izy ireo ho hitan'Andriamanitra sy ho sazian'Andriamanitra izy ireo.
# ny tava
Eto ny "tava" dia maneho ny "fisiana"
# Fa Tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'izy ireo
Ny andron'ny fahatezeran'izy ireo dia maneho ny fotoana izay hanasazian'izy ireo ny olona ratsy fanahy. DH: "izao no fotoana mahatsiravina hanasaziana ny olona"
# Fa Tonga
Ny ankehitriny izay resahina toy ny hoe efa tonga.
# ny fahatezeran'izy ireo
Ny "izy ireo" dia maneho an'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy maneho an'ilay Zanak'Ondry.
# Iza no hahavita hiharitra?
Ny fahavelomana, na velona, dia resahina toy ny hoe fiaretana. Io fanontaniana io dia ampiasaina mba hanehoana ny alahelo lehibe sy tahotr'izy ireo fa tsy hisy na iza na iza ho velona rehefa hanasazy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hisy na iza na iza ho velona"