plt_tn/rev/06/15.md

1.0 KiB

ireo jeneraly

Io teny io dia maneho ireo mpiady izay mibaiko amin'ny ady.

lava-bato

lavaka lehibe eny amin'ny havoana

ny tavan'ilay iray

Izany dia maneho an'Andriamanitra. Tsy tian'izy ireo ho hitan'Andriamanitra sy ho sazian'Andriamanitra izy ireo.

ny tava

Eto ny "tava" dia maneho ny "fisiana"

Fa Tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'izy ireo

Ny andron'ny fahatezeran'izy ireo dia maneho ny fotoana izay hanasazian'izy ireo ny olona ratsy fanahy. DH: "izao no fotoana mahatsiravina hanasaziana ny olona"

Fa Tonga

Ny ankehitriny izay resahina toy ny hoe efa tonga.

ny fahatezeran'izy ireo

Ny "izy ireo" dia maneho an'ilay iray izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana sy maneho an'ilay Zanak'Ondry.

Iza no hahavita hiharitra?

Ny fahavelomana, na velona, dia resahina toy ny hoe fiaretana. Io fanontaniana io dia ampiasaina mba hanehoana ny alahelo lehibe sy tahotr'izy ireo fa tsy hisy na iza na iza ho velona rehefa hanasazy azy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy hisy na iza na iza ho velona"