plt_tn/rev/06/07.md

24 lines
640 B
Markdown

# ny tombo-kase fahefatra
"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahefatra"
# ny zava-manan'aina fahefatra
"ny zava-manan'aina manaraka" na "ny zava-manan'aina laharana fahefatra"
# hatsatra
"volon-davenona." Izany dia lokona olona maty, ka ny lokony dia mariky ny fahafatesana.
# ampaha-efatry ny tany
Ny tany eto dia maneho ny olona eto an-tany. DH: "ampaha-efatry" ny olona eto an-tany"
# ny sabatra
Ny sabatra dia fitaovam-piadiana, ary eto izany dia maneho ny ady.
# ary amin'ireo bibidian'ny tany
Izany dia midika fa ny Fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita dia hahatonga ireo bibidia hamely sy hamono ny olona.