plt_tn/rev/06/07.md

640 B

ny tombo-kase fahefatra

"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahefatra"

ny zava-manan'aina fahefatra

"ny zava-manan'aina manaraka" na "ny zava-manan'aina laharana fahefatra"

hatsatra

"volon-davenona." Izany dia lokona olona maty, ka ny lokony dia mariky ny fahafatesana.

ampaha-efatry ny tany

Ny tany eto dia maneho ny olona eto an-tany. DH: "ampaha-efatry" ny olona eto an-tany"

ny sabatra

Ny sabatra dia fitaovam-piadiana, ary eto izany dia maneho ny ady.

ary amin'ireo bibidian'ny tany

Izany dia midika fa ny Fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita dia hahatonga ireo bibidia hamely sy hamono ny olona.