plt_tn/psa/148/007.md

12 lines
537 B
Markdown

# lalin'ny ranomasimbe rehetra
Ity andianteny ity dia maneho ny zava-boahary rehetra izay miaina any amin'ny lalin'ny ranomasimbe. DH: "ny zava-mananan'aina rehetra any amin'ny lalin'ny ranomasimbe"
# ny afo sy havandra, ny oram-panala sy ny zavona, sy ny rivo-mahery
Ny mpanoratra miteny amin'ireo loza voajanahary toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh.
# ny rivo-mahery manatanteraka ny teniny
Ny andianteny "ny teniny" dia maneho izay nandidian'i Yaveh. DH: "ny rivo-mahery manatanteraka izay andidian'i Yaveh"