plt_tn/psa/148/007.md

537 B

lalin'ny ranomasimbe rehetra

Ity andianteny ity dia maneho ny zava-boahary rehetra izay miaina any amin'ny lalin'ny ranomasimbe. DH: "ny zava-mananan'aina rehetra any amin'ny lalin'ny ranomasimbe"

ny afo sy havandra, ny oram-panala sy ny zavona, sy ny rivo-mahery

Ny mpanoratra miteny amin'ireo loza voajanahary toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh.

ny rivo-mahery manatanteraka ny teniny

Ny andianteny "ny teniny" dia maneho izay nandidian'i Yaveh. DH: "ny rivo-mahery manatanteraka izay andidian'i Yaveh"