12 lines
394 B
Markdown
12 lines
394 B
Markdown
# ny vavako
|
|
|
|
"hahita aho"
|
|
|
|
# Hanambara fiderana an'i Yaveh
|
|
|
|
"hilaza amin'ny rehetra fa tsara Yaveh"
|
|
|
|
# aoka ny olombelona rehetra hidera ny anarany masina
|
|
|
|
Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. Jereo ny nandikana ny "hankalazaina anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. DH: "aoka ny olona rehetra hidera Azy" na "aoka ny olon-drehetra hanao izay mahafaly Azy"
|