plt_tn/psa/145/020.md

394 B

ny vavako

"hahita aho"

Hanambara fiderana an'i Yaveh

"hilaza amin'ny rehetra fa tsara Yaveh"

aoka ny olombelona rehetra hidera ny anarany masina

Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. Jereo ny nandikana ny "hankalazaina anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. DH: "aoka ny olona rehetra hidera Azy" na "aoka ny olon-drehetra hanao izay mahafaly Azy"