plt_tn/psa/144/012.md

24 lines
539 B
Markdown

# toy ireo hazo maroroka
salama sy mafy
# amin'ny fahatanorany
ny fotoana hitomboan'ny olona
# ireo zanakay vavy ho toy ny vato fehizoro voasokitra
"ireo zanakay vavy anie ho tahaka ny vato fehizoro voasokitra"
# vato fehizoro voasokitra"
"andry tsara tarehy izay mihazona ny zoron'ny trano lehibe"
# vato fehizoro voasokitra, miendrika toy izany ireo izay ao an-dapa
"andry izay voasokitra hahatsara endrika ny lapa"
# an'arivony sy an'aliny any amin'ireo sahanay
"an'arivony—eny an'aliny mihitsy!—ary hameno ireo sahanay"