plt_tn/psa/144/012.md

539 B

toy ireo hazo maroroka

salama sy mafy

amin'ny fahatanorany

ny fotoana hitomboan'ny olona

ireo zanakay vavy ho toy ny vato fehizoro voasokitra

"ireo zanakay vavy anie ho tahaka ny vato fehizoro voasokitra"

vato fehizoro voasokitra"

"andry tsara tarehy izay mihazona ny zoron'ny trano lehibe"

vato fehizoro voasokitra, miendrika toy izany ireo izay ao an-dapa

"andry izay voasokitra hahatsara endrika ny lapa"

an'arivony sy an'aliny any amin'ireo sahanay

"an'arivony—eny an'aliny mihitsy!—ary hameno ireo sahanay"