plt_tn/psa/140/006.md

20 lines
498 B
Markdown

# mihainoa ny tomanim-piantrana
Ity dia antso vonjy. DH: "henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny"
# miaro ny lohako amin'ny andron'ny ady Ianao
Ny lohan'olona dia tena tandindonin-doza loatra mandritra ny ady. DH: "miaro ahy Ianao rehefa manakany an'ady aho"
# ady
Eto ny "ady" dia angamba midika ho ireo karazan'olona mahery vaika rehetra.
# aza mamaly ny fanirian'ny ratsy fanahy
"miangava aza avela hahazo izay iriany re ny ratsy fanahy"
# ny ratsy fanahy
"olona ratsy fanahy"