plt_tn/psa/140/006.md

498 B

mihainoa ny tomanim-piantrana

Ity dia antso vonjy. DH: "henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny"

miaro ny lohako amin'ny andron'ny ady Ianao

Ny lohan'olona dia tena tandindonin-doza loatra mandritra ny ady. DH: "miaro ahy Ianao rehefa manakany an'ady aho"

ady

Eto ny "ady" dia angamba midika ho ireo karazan'olona mahery vaika rehetra.

aza mamaly ny fanirian'ny ratsy fanahy

"miangava aza avela hahazo izay iriany re ny ratsy fanahy"

ny ratsy fanahy

"olona ratsy fanahy"