plt_tn/psa/135/005.md

4 lines
251 B
Markdown

# ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika
"Fantatro fa ambonin'andriamanitra rehetra ny Tompotsika." Ny maha lehibe mihoatra ny zavatra dia lazaina ho toy ny ambonin'izany. DH: "ary lehibe mihoatra ny andriamanitra rehetra ny Tompotsika"