# ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika "Fantatro fa ambonin'andriamanitra rehetra ny Tompotsika." Ny maha lehibe mihoatra ny zavatra dia lazaina ho toy ny ambonin'izany. DH: "ary lehibe mihoatra ny andriamanitra rehetra ny Tompotsika"