plt_tn/psa/135/001.md

421 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Miderà ny anaran'i Yaveh

Ny anaran'i Yaveh dia maneho Azy. DH: "Miderà an'i Yaveh" na "Miderà Azy"

mijoro ao an-tranon'i Yaveh

Izany dia maneho ny fanompoana an'i Yaveh ao an-tempoly"

Yaveh ... Andriamanitsika

Ahazoy antoka fa takatry ny vahoaka ny andianteny "Andriamanitsika" dia manondro an'i Yaveh.