# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # MiderĂ  ny anaran'i Yaveh Ny anaran'i Yaveh dia maneho Azy. DH: "MiderĂ  an'i Yaveh" na "MiderĂ  Azy" # mijoro ao an-tranon'i Yaveh Izany dia maneho ny fanompoana an'i Yaveh ao an-tempoly" # Yaveh ... Andriamanitsika Ahazoy antoka fa takatry ny vahoaka ny andianteny "Andriamanitsika" dia manondro an'i Yaveh.