plt_tn/psa/119/155.md

495 B

Lavitra an'ireo ratsy fanahy ny famonjena

Ny mpanao salamo miteny ny famonjena toy ny hoe zavatra hita maso. Ny anarana "famonjena" dia azoadika amin'ny fampiasana matoanteny "manavotra." DH: "Azo inoana tokoa fa tsy hanavotra ny ratsy fanahy Ianao"

Lehibe ny famindram-ponao

Eto ny "lehibe" midika "maro." "Nampiseho famindrampo tamin'ny vahoaka im-betsaka Ianao" na "efa nanao asam-pamindrampo maro Ianao"

araka ny ataonao mandrakariva

Heviny hafa"satria Ianao manao izay mahitsy."