# Lavitra an'ireo ratsy fanahy ny famonjena Ny mpanao salamo miteny ny famonjena toy ny hoe zavatra hita maso. Ny anarana "famonjena" dia azoadika amin'ny fampiasana matoanteny "manavotra." DH: "Azo inoana tokoa fa tsy hanavotra ny ratsy fanahy Ianao" # Lehibe ny famindram-ponao Eto ny "lehibe" midika "maro." "Nampiseho famindrampo tamin'ny vahoaka im-betsaka Ianao" na "efa nanao asam-pamindrampo maro Ianao" # araka ny ataonao mandrakariva Heviny hafa"satria Ianao manao izay mahitsy."