plt_tn/psa/119/093.md

8 lines
404 B
Markdown

# fa tamin'izany no namelomanao ahy
Izany dia midika fa mankatò ny fitsipik'Andriamanitra ny mpanoratra. Ny hevitra feno amin'io fanambarana io dia azo atao mazava tsara. DH: "fa namelona ahy Ianao satria aho mankatò ireo"
# fa mikatsaka ny fampianaranao
Ny miezaka mafy ny hankatò ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy tadiavin'olona iray ny fampianarana.