# fa tamin'izany no namelomanao ahy Izany dia midika fa mankatò ny fitsipik'Andriamanitra ny mpanoratra. Ny hevitra feno amin'io fanambarana io dia azo atao mazava tsara. DH: "fa namelona ahy Ianao satria aho mankatò ireo" # fa mikatsaka ny fampianaranao Ny miezaka mafy ny hankatò ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy tadiavin'olona iray ny fampianarana.