plt_tn/psa/117/001.md

16 lines
296 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fa ny famindrampony
"Satria ny famindrampony"
# Fa ny famindram-pony dia lehibe eo anatrehantsika
"ny famindrampony amintsika dia lehibe"
# maharitra mandrakizay
"mitoetra mandrakizay"