plt_tn/psa/117/001.md

296 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Fa ny famindrampony

"Satria ny famindrampony"

Fa ny famindram-pony dia lehibe eo anatrehantsika

"ny famindrampony amintsika dia lehibe"

maharitra mandrakizay

"mitoetra mandrakizay"