plt_tn/psa/115/015.md

160 B

ny tany kosa nomeny ho an'ny olombelona

Izany akory tsy midika fa tsy an'i Yaveh ny tany, fa kosa efa nomeny ho an'ny olombelona ho toeram-ponenany ny tany.