plt_tn/psa/115/015.md

4 lines
160 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny tany kosa nomeny ho an'ny olombelona
Izany akory tsy midika fa tsy an'i Yaveh ny tany, fa kosa efa nomeny ho an'ny olombelona ho toeram-ponenany ny tany.