plt_tn/psa/111/001.md

20 lines
726 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# amin'ny foko manontolo
Eto ny teny "fo" dia manoeho ny aty manontolon'ilay olona sy ny fihetseham-pony. DH: "amin'ny tenako manontolo"
# ao amin'ny fiangonan'ny olo-marina, ao amin'ny fivondronan'izy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary mety akambana raha ilaina. DH: "ao amin'ny fivondronan'ny olo-marina"
# nandrasan'izay rehetra naniry azy ireo tamim-paharisihana
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny "asan'i Yaveh." DH: "ireo rehetra izay maniry fatratra ireo asan'i Yaveh dia miandry izany"
# nandrasana tamim-paharisihana
Ireo mety ho heviny dia 1) "nitady fatratra" na 2) "nandalina."