plt_tn/psa/111/001.md

726 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

amin'ny foko manontolo

Eto ny teny "fo" dia manoeho ny aty manontolon'ilay olona sy ny fihetseham-pony. DH: "amin'ny tenako manontolo"

ao amin'ny fiangonan'ny olo-marina, ao amin'ny fivondronan'izy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary mety akambana raha ilaina. DH: "ao amin'ny fivondronan'ny olo-marina"

nandrasan'izay rehetra naniry azy ireo tamim-paharisihana

Ny teny "izy ireo" dia manondro ny "asan'i Yaveh." DH: "ireo rehetra izay maniry fatratra ireo asan'i Yaveh dia miandry izany"

nandrasana tamim-paharisihana

Ireo mety ho heviny dia 1) "nitady fatratra" na 2) "nandalina."