plt_tn/psa/107/033.md

12 lines
390 B
Markdown

# Mamadika Izy
"Yaveh manao"
# noho ny faharatsian'ny olony
"satria ratsy fanahy ny olona izay monina ao"
# Mamadika ny efitra ho farihin-drano Izy ary ny tany maina ho loharano maro
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny fomba ampitosahan'i Yaveh rano any an'efitra. DH: "Manao loharano sy farihy marobe any amin'ny tany izay efa tany efitra hatrizay Izy"