# Mamadika Izy "Yaveh manao" # noho ny faharatsian'ny olony "satria ratsy fanahy ny olona izay monina ao" # Mamadika ny efitra ho farihin-drano Izy ary ny tany maina ho loharano maro Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny fomba ampitosahan'i Yaveh rano any an'efitra. DH: "Manao loharano sy farihy marobe any amin'ny tany izay efa tany efitra hatrizay Izy"