plt_tn/psa/106/044.md

336 B

Na izany aza

"Kanefa." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 106:8.

ny fahorian'izy ireo

"ny alahelon'izy ireo" na "ny fijalian'izy ireo"

ka nijanona

"ka nanana fangoraham-po tamin'izy ireo"

niantra azy ireo

"ho mpiantra azy ireo"

ny mpambabo

Izany dia manondro an'ireo fahavalon'ny Israelita izay nambabo azy ireo.