# Na izany aza "Kanefa." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 106:8. # ny fahorian'izy ireo "ny alahelon'izy ireo" na "ny fijalian'izy ireo" # ka nijanona "ka nanana fangoraham-po tamin'izy ireo" # niantra azy ireo "ho mpiantra azy ireo" # ny mpambabo Izany dia manondro an'ireo fahavalon'ny Israelita izay nambabo azy ireo.