plt_tn/psa/105/020.md

418 B

Naniraka ireo mpanompo hamotsotra azy ny mpanjaka; nanafaka azy ny mpanapaka ny vahoaka

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa nanafaka azy ny mpanjaka.

Dia tonga tao Egypta ny Israely

Eto ny "Israely" dia manondro an'i Jakoba. Jakoba koa dia nitondra ny ankohonany niaraka taminy. DH: "Dia tonga tao Egypta ny Israely sy ny ankohonany"