# Naniraka ireo mpanompo hamotsotra azy ny mpanjaka; nanafaka azy ny mpanapaka ny vahoaka Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa nanafaka azy ny mpanjaka. # Dia tonga tao Egypta ny Israely Eto ny "Israely" dia manondro an'i Jakoba. Jakoba koa dia nitondra ny ankohonany niaraka taminy. DH: "Dia tonga tao Egypta ny Israely sy ny ankohonany"