plt_tn/psa/099/004.md

12 lines
320 B
Markdown

# tia rariny Izy
Ny anarana "rariny" dia azo adika amin'ny andianteny "izay rariny." DH: "tia manao izay rariny Izy"
# Efa nampitoetra rariny Ianao
Ny anarana "fahitsiana" dia sarinteny ho an'ireo lalàna marina. "Ny lalàna efa napetrakao dia rariny"
# eo amin'ny fitoeran-tongony
"manoloana ny seza fiandrianany"