plt_tn/psa/099/004.md

320 B

tia rariny Izy

Ny anarana "rariny" dia azo adika amin'ny andianteny "izay rariny." DH: "tia manao izay rariny Izy"

Efa nampitoetra rariny Ianao

Ny anarana "fahitsiana" dia sarinteny ho an'ireo lalàna marina. "Ny lalàna efa napetrakao dia rariny"

eo amin'ny fitoeran-tongony

"manoloana ny seza fiandrianany"