28 lines
1013 B
Markdown
28 lines
1013 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# ireo firenena
|
|
|
|
Izany dia manondro an'ireo vahoakan'ny firenen-drehetra. DH: "ny vahoakan'ny firenen-drehetra"
|
|
|
|
# hangovitra
|
|
|
|
mangovitra amin-tahotra
|
|
|
|
# Mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana eo ambonin'ny Kerobima Izy
|
|
|
|
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ny seza fiandrianana izay itoeran'i Yaveh dia eo ambony kerobima eo amin'ny saron'ny fiaran'ny fanekena ao an-tempoly.
|
|
|
|
# mihorohoro
|
|
|
|
mihovitra
|
|
|
|
# Lehibe ao Ziona i Yaveh; asandratra ambonin'ireo firenena rehetra Izy
|
|
|
|
"Tsy vitan'ny hoe lehibe ao Ziona fotsiny Yaveh, fa asandratra ambonin'ireo firenen-drehatra Izy" na "Tsy manapaka any Ziona fotsiny Yaveh, fa manapaka manerana ny firenena rehetra"
|
|
|
|
# Aoka izy ireny hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra
|
|
|
|
Eto ny mpanoratra mampifamadika ny miteny ny momba an'Andriamanitra, ho amin'ny firesahana amin'Andriamanitra. Aorian'ity andianteny ity izy, dia miverina miteny momba an'Andriamanitra indray.
|