plt_tn/psa/099/001.md

1013 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

ireo firenena

Izany dia manondro an'ireo vahoakan'ny firenen-drehetra. DH: "ny vahoakan'ny firenen-drehetra"

hangovitra

mangovitra amin-tahotra

Mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana eo ambonin'ny Kerobima Izy

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ny seza fiandrianana izay itoeran'i Yaveh dia eo ambony kerobima eo amin'ny saron'ny fiaran'ny fanekena ao an-tempoly.

mihorohoro

mihovitra

Lehibe ao Ziona i Yaveh; asandratra ambonin'ireo firenena rehetra Izy

"Tsy vitan'ny hoe lehibe ao Ziona fotsiny Yaveh, fa asandratra ambonin'ireo firenen-drehatra Izy" na "Tsy manapaka any Ziona fotsiny Yaveh, fa manapaka manerana ny firenena rehetra"

Aoka izy ireny hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra

Eto ny mpanoratra mampifamadika ny miteny ny momba an'Andriamanitra, ho amin'ny firesahana amin'Andriamanitra. Aorian'ity andianteny ity izy, dia miverina miteny momba an'Andriamanitra indray.